L Caisse Nationale de Prévoyance Sociale MADAGASCAR
 
Français Anglais
Bienvenue sur notre site web
Jeudi 16 Août 2018
 

Actualités de la CNaPS

Reboisement Ambatomirahavavy 1er fevrier 2014
 

Tontosa soa aman-tsara ny asabotsy 01 Febroary lasa teo ny fambolen-kazo fanaon'ny fianakaviam-ben'ny CNaPS isan-taona ho famitana ny adidy sy fanehoana ny fitiavan-tanindrazana, fa ihany koa ho fialam-boly sy fanamafisana ny firaisan-kina. Tao amin'ny fokontany Ambohimahavoa, kaominina Ambohidranomanga Ambatomirahavavy no nanatanterahana ny hetsika ka < paulownia > 1000 sy < pins > 3500 no voavoly.
Nanome toky moa ny lehiben'ny fokontany sy ny fikambanana iray any an-toerana antsoina hoe < Association Lovasoa > izany nanampy tamin'ny fikarakarana ny hetsika rahateo fa hanara-maso ireo asa vita ireo.
Ho fanamarihana ny fandalovan'ny CNaPS tany an-toerana dia notanterahin'ny fianakaviam-beny ny fitia tsy mba hetra ho an'ny fokontany raha notolorana baolina roa sy maillots kosa ny < Association Lovasoa >.

Misaotra ny rehetra dia amin'ny herintaona indray e!!!

 
14/08/18
SOA FIANATSA RO MAHAVOKATSA
08/08/18
CNaPS sy ny Faritra Amoron'I Mania: ZAY MAMOKATRA NO ZEMONA
06/08/18
TSY MIHEMOTRA AMIN'NY FANDROSOANA HO AMIN'NY FISITRAHANA NY FIAHIANA ARA-TSOSIALY IHOROMBE
06/08/18
DIAN-TANA HITODIHINA AMIN'NY LASA HIJERENA NY ANKEHITRINY ARY HITSINJOVANA NY HO AVY
03/08/18
NY FAHASALAMANA NO ANTOKA VOALOHANY HANATANTERAHANA NY ASA
03/08/18
CNaPS-EEM: MISANDRAHAKA HO AN'NY REHETRA NY FIAHIANA ARA-TSOSIALY

Suivant
Mot du Directeur 
Directeur Général
"CNaPS: Votre partenaire le plus proche"

  [Lire la suite]
news
Cotisations
Salaire Minimum d'Embauche (S.M.E.)

Régime non agricole: 168 019,00 Ar
Régime agricole: 170 422,00 Ar

Plafond des Salaires Mensuels soumis à cotisation (SME x 8)

Régime non agricole: 1 344 152,00 Ar
Régime agricole: 1 363 376,00 Ar

Date d'effet: 01 Mars 2018

[Comptes Bancaires] [Historique ]
news
Statistique de visite
Statistique de visite
Aujourd'hui   36 visites
Hier   40 visites
Ce Mois   2339 visites
Le Mois Dernier 5277 visites
 
 

C.Na.P.S. 2009 - 2018 ©

Place HO CHI Minh - Ampefiloha - Antananarivo - 101

Courriel: cnaps@cnaps.mg
Tél: 020 22 205 20

 
C.Na.P.S. - 2010 ©

Place HO CHI Minh - Ampefiloha - Antananarivo - 101
e-Mail: cnaps@cnaps.mg
Tél: 020 22 205 20