Nanomboka anio zoma 0septambra 2024 ny hetsikavaravarana misokatra izay karakarain’ny « Faculté d’Economie, de Gestion et de Sociologie » Ankatso aryhitohy hatramin’ny rahampitso sabotsy 0septambra2024. Hetsika natao hampahafantarana ny lalam-piofanana mahakasika ny mpiasa-ara-tsosialy syfampandrosoana misy eo anivon’ny EGS. 

 

Noho ny fiaraha-miasa eo amin’ny CNaPS sy nysampam-piofanana FPTSD (Formation Professionnalisante en Travail Social et Développement) dia mandray anjara amin’ny hetsika ihany koa nyCNaPS izay anisan’ny mpisehatra ao anatin’ny fiahianaara- tsosialy rahateoMandritra ny hetsika no hanentanana ireo mpianatra izay ho mpiasa na mpampiasa rahatrizay mba hahafantatra sahady nyFiahiana ara-tsosialy izay hiandraiketan’ny CNaPS.

 



Voir aussi ...

Publié le lundi 20 juillet 2026

FILAZANA

FILAZANA

Publié le lundi 20 juillet 2026

FILAZANA

𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗙𝗜𝗦𝗢𝗧𝗥𝗢𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗢𝗡𝗢𝗡𝗢 𝗦𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗡-𝗧𝗔𝗞𝗔𝗜𝗧𝗥𝗔 Mba ho fitohiza…

FILAZANA

Publié le lundi 20 juillet 2026

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY ATY AMIN'NY CNAPS

𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐙𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐚𝐏𝐒 –𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲- VOLAN-JAZA ho an’ir…

Ho an'ireo mpisitraka zo avy aty amin'ny CNaPS