Nosokafana androany 13 marsa 2025 teny amin'ny Centre culturel et de Loisirs CNaPS Vontovorona ny fihaonam-ben'ireo skoto manerana an’i Afrika na « Célébration de la Journée Africaine du Scoutisme ». Manam-pahefana sivily sy miaramila ary Ray aman-dreny ara-panahy maro no tonga nanokatra izany teny an-toerana. Haharitra telo andro ny fankalazana ary fandaharam-potoana maro no homanin’izy ireo mandritra ity fankalazana andiany faha 15 izay atao eto Madagasikara ity.


Voir aussi ...

Publié le vendredi 17 juillet 2026

FILAZANA

FILAZANA

Publié le vendredi 17 juillet 2026

FILAZANA

𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗙𝗜𝗦𝗢𝗧𝗥𝗢𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗢𝗡𝗢𝗡𝗢 𝗦𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗡-𝗧𝗔𝗞𝗔𝗜𝗧𝗥𝗔 Mba ho fitohiza…

FILAZANA

Publié le vendredi 17 juillet 2026

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY ATY AMIN'NY CNAPS

𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐙𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐚𝐏𝐒 –𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲- VOLAN-JAZA ho an’ir…

Ho an'ireo mpisitraka zo avy aty amin'ny CNaPS