📢🆕𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗙𝗜𝗦𝗢𝗧𝗥𝗢𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗢𝗡𝗢𝗡𝗢 𝗦𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗡-𝗧𝗔𝗞𝗔𝗜𝗧𝗥𝗔
📌 Mba ho fitohizan’ny fandraisanao ny Zonao ety amin’ny CNaPS dia manomboka ny 👉𝟬𝟭 𝗝𝗼𝗹𝗮𝘆 𝗸𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟯𝟭 𝗝𝗼𝗹𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 izao ny fanaterana ireo taratasy fitazoman-jo (PMD) ho an'ny 𝙑𝙞𝙧𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩, 𝙈𝙤𝙗𝙞𝙡𝙚 𝘽𝙖𝙣𝙠𝙞𝙣𝙜 ary 𝙎𝙈𝙀𝘾𝘾
⚠️ Marihina fa ny tsy fanaterana izany hatramin’ny 31 jolay 2026 dia miteraka 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘁𝗮𝗽𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝘇𝗼.


Voir aussi ...

Publié le samedi 4 juillet 2026

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY ATY AMIN'NY CNAPS

𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐙𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐚𝐏𝐒 –𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲- VOLAN-JAZA ho an’ir…

Ho an'ireo mpisitraka zo avy aty amin'ny CNaPS

Publié le samedi 4 juillet 2026

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY ATY AMIN'NY CNAPS

𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐙𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐚𝐏𝐒 –𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲- VOLAN-JAZA ho an…

Ho an'ireo mpisitraka zo avy aty amin'ny CNaPS

Publié le samedi 4 juillet 2026

COMMUNIQUÉ

COMMUNIQUÉ