← Toutes les actualités

Actualité

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY AMIN'NY CNaPS

Publié le

Illustration : HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY AMIN'NY CNaPS

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY AMIN'NY CNaPS Volana septambra 2026- VOLAN-JAZA ho an’ireo mbola am-perin’asa (BAF), VOLAN-JAZA ho an’ireo TSY am-perin’asa (ALSP – BAF PENSION/RENTE), VIDIN-TAKAITRA (RENTE), FISOTROAN-DRONONO (PENSION), FAMERENANA LATSAKEMBOKA (Remboursement de cotisations)

-VIREMENT BANCAIRE :

BOA – BNI – BMOI – ACCES BANQUE – BRED – MCB – SBM

Manomboka ny 20/10/2026

-OMD :

BOA: Rente (5844/OBO/TRS/26) - REMBCOT (5866/OBO/TRS/26)-PENSION TRIMESTRIELLE (6000/OBO/TRS/26)- ALSP (5817/OBO/TRS/26)

BNI: Rente (5843/OBN/TRS/26) - REMBCOT (5867/OBN/TRS/26)-PENSION TRIMESTRIELLE (5999/OBN/TRS/26)- ALSP (5818/OBN/TRS/26)

Manomboka ny 20/10/2026 hatramin’ny 18/12/2026

-SMMEC:

Manomboka ny 20/10/2026

-OTIV SAVA / ZLA / MORAMANGA / OTIV LITTORAL Toamasina:

Manomboka ny 20/10/2026 ka hatramin’ny 18/12/2026

-CCP :

Paositra Malagasy

Manomboka ny 20/10/2026

-MOBILE BANKING :: Paositra money – MVola – Airtel Money – Orange Money

Manomboka ny 20/10/2026

Afaka manatona ny Birao CNaPS akaiky raha mila fanazavana fanampiny