Fara fanaterana ny taratasy fanavaozana ahafahana mandray volan-jaza tsy tapaka isam-bolana
Mba hahafahanao manohy misitraka ny zonao, ampahatsiahivina fa ny 31 desambra 2026 no fe-potoana farany handraisan’ny CNaPS ny antontan-taratasy fanamarinana ho an’ny taom-pianarana 2026-2027.
Aza adino ny manatitra izany ara-potoana!