⏳🔘𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐙𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐚𝐏𝐒 💬

    🗓– 𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 May 𝟮𝟬𝟮𝟰- 🗓 

 VOLAN-JAZA ho an’ireo mbola am-perin’asa (BAF),

 VOLAN-JAZA ho an’ireo TSY am-perin’asa (ALSP – BAF PENSION/RENTE),

 VIDIN-TAKAITRA (RENTE),

 FISOTROAN-DRONONO (PENSION),

 FAMERENANA LATSAKEMBOKA (Remboursement de cotisations)


𝑽𝑰𝑹𝑬𝑴𝑬𝑵𝑻 𝑩𝑨𝑵𝑪𝑨𝑰𝑹𝑬  : BOA – BNI – BMOI – ACCES BANQUE – SG – MCB – SBM

  Manomboka ny 17/05/2024


𝑶𝑴𝑫 : BOA - BNI

 Manomboka ny 17/05/2024  hatramin’ny 17/07/2024


 𝑺𝑴𝑴𝑬𝑪

  Manomboka ny 17/05/2024


 𝑪𝑨𝑰𝑺𝑺𝑬𝑺 𝑴𝑶𝑩𝑰𝑳𝑬𝑺 𝑺𝑴𝑴𝑬𝑪 

 Commune AMBOHIMANAMBOLA (Ambohimanambola) : 17/05/2024 

 Commune AMBANITSENA (Ambanitsena – Carion) : 17/05/2024

 Commune AMBATOMANGA (Alarobia- Ambatomanga) : 22/05/2024

 Commune ANKADINANDRIANA (Ankadinandriana) : 24/05/2024


 𝑶𝑻𝑰𝑽 𝑺𝑨𝑽𝑨 / 𝒁𝑳𝑨 / 𝑴𝑶𝑹𝑨𝑴𝑨𝑵𝑮𝑨

  Manomboka ny 17/05/2024 ka hatramin’ny 17/07/2024


𝑪𝑪𝑷 : Paositra Malagasy

  Manomboka ny 17/05/2024


 𝑴𝑶𝑩𝑰𝑳𝑬 𝑩𝑨𝑵𝑲𝑰𝑵𝑮 : Paositra money – Mvola – Airtel money – Orange money

  Manomboka ny 17/05/2024


Afaka manatona ny Birao CNaPS akaiky raha mila fanazavana fanampiny

Voir aussi ...

Publié le lundi 8 décembre 2025

FILAZANA HO ANTSIKA MPIKAMBANA

FILAZANA HO ANTSIKA MPIKAMBANA

Publié le lundi 8 décembre 2025

AUGMENTATION DES PRESTATIONS FAMILIALES DE LA CNAPS

Dans le but d’assurer une satisfaction constante de ses membres bénéficiaires, l…

AUGMENTATION DES PRESTATIONS FAMILIALES DE LA CNaPS

Publié le lundi 8 décembre 2025

HO AN'NY RAY AMAN-DRENY MPANDRAY VOLAN-JAZA ATY AMIN'NY CNAPS

Manentana antsika Ray aman-dreny hanavao ny taratasy fitazoman-jo mahakasika ny …

HO AN'NY RAY AMAN-DRENY MPANDRAY VOLAN-JAZA ATY AMIN'NY CNaPS