HO AN’IREO MPISITRAKA ZO AVY AMIN’NY CNaPS – Volana FEBROARY 2024 – ECHEANCE II
▫️VOLAN-JAZA ho an’ireo mbola am-perin’asa (BAF),
▫️VOLAN-JAZA ho an’ireo TSY am-perin’asa (ALSP – BAF PENSION/RENTE),
▫️VIDIN-TAKAITRA (RENTE),
▫️FISOTROAN-DRONONO (PENSION),
▫️FAMERENANA LATSAKEMBOKA (Remboursement de cotisations)
💸VIREMENT BANCAIRE : BOA – BNI – BMOI – ACCES BANQUE – SG – MCB – SBM
📅▶️Manomboka ny 20/02/2024
💰OMD : BOA – BNI – SG :
📅▶️Manomboka ny 20/02/2024 👉🏻hatramin’ny 19/04/2024
🏘️SMMEC
📅▶️Manomboka ny 20/02/2024
✅CAISSES MOBILES SMMEC✅
▪️Commune AMBOHIMANAMBOLA (Ambohimanambola) : 20/02/2024
▪️Commune AMBANITSENA (Ambanitsena – Carion) : 20/02/2024
▪️Commune AMBATOMANGA (Alarobia- Ambatomanga) : 21/02/2024
▪️Commune ANKADINANDRIANA (Ankadinandriana) : 23/02/2024
📍💰OTIV SAVA / ZLA / MORAMANGA
📅▶️Manomboka ny 20/02/2024 ka hatramin’ny 19/04/2024
🗺️CCP : Paositra Malagasy
📅▶️Manomboka ny 20/02/2024
✅💰MOBILE BANKING : Paositra money – Mvola – Airtel money – Orange money
📅▶️Manomboka ny 20/02/2024
🏃‍♂️Afaka manatona ny Birao CNaPS akaiky raha mila fanazavana fanampiny🫶

Voir aussi ...

Publié le dimanche 28 décembre 2025

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY ATY AMIN'NY CNAPS

𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐙𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐚𝐏𝐒 –𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟱- VOLAN-JAZA ho …

Ho an'ireo mpisitraka zo avy aty amin'ny CNaPS

Publié le dimanche 28 décembre 2025

FILAZANA HO ANTSIKA MPIKAMBANA

FILAZANA HO ANTSIKA MPIKAMBANA

Publié le dimanche 28 décembre 2025

AUGMENTATION DES PRESTATIONS FAMILIALES DE LA CNAPS

Dans le but d’assurer une satisfaction constante de ses membres bénéficiaires, l…

AUGMENTATION DES PRESTATIONS FAMILIALES DE LA CNaPS