Mpiasan’ny CNaPS miisa 50 no tonga nanome ra maimaim-poana teny amin’ny Parvis Analakely izay notarihin’i Dokotera RAKOTONDRALAMBO DINASOA FANOMEZANA, Chef de Service Médical eto anivon’ny CNaPS.

Tao anatin’ny taona maro dia tonga namaly ny antso foana ny mpiasan’ny CNaPS amin’ny fanomezan-drà ary misy ihany koa ny fanentanana anatiny izay atao ka nahafahan’ny mpiasan’ny CNaPS nanome rà indroa isan-taona .

Tompon’andraikitra maro no tonga nanotrona ny lanonam-panokafana ity hetsika ity ka an’isan’izany ireto manaraka ireto :

Andriamatoa  Filohan’ny Fikambanan’ny mpanome rà

Andriamatoa solotenan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo

Ramatoa solotenan’ny DRSP (Direction Régionale de la Santé Publique) Analamanga

Andriamatoa  Jeneraly « Commandant de la Zone de Défense de Sécurité Ikopa »

Andriamatoa Jeneraly, Lehiben’ny « Etat Major de la Gendarmerie Nationale » izay  misolotena  ny « Commandant de la Gendarmerie Nationale » 


Voir aussi ...

Publié le vendredi 26 juin 2026

FILAZANA

𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗙𝗜𝗦𝗢𝗧𝗥𝗢𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗢𝗡𝗢𝗡𝗢 𝗦𝗬 𝗩𝗜𝗗𝗜𝗡-𝗧𝗔𝗞𝗔𝗜𝗧𝗥𝗔 Mba ho fitohiza…

FILAZANA

Publié le vendredi 26 juin 2026

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY ATY AMIN'NY CNAPS

𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐙𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐚𝐏𝐒 –𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲- VOLAN-JAZA ho an’ir…

Ho an'ireo mpisitraka zo avy aty amin'ny CNaPS

Publié le vendredi 26 juin 2026

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY ATY AMIN'NY CNAPS

𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐙𝐎 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐚𝐏𝐒 –𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗽𝗿𝗶𝗹𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲- VOLAN-JAZA ho an…

Ho an'ireo mpisitraka zo avy aty amin'ny CNaPS