CNaPS dia manolotra SOLOM-BODIAKOHO ho anareo Zokiolona « mpandray vidin-takaitra » na « mpandray fisotroan-dronono ». Izay raisinareo mivantana eny amin’ny toerana fandraisana zo mahazatra na ao amin’ny kaonty manomboka anio 07 Janoary 2025.

« Ianareo no masoandro amam-bolana ka lolohavina eo an-tampon’ny loha, izay tolorana ny haja sy voninahitra »


Voir aussi ...

Publié le vendredi 5 septembre 2025

FILAZANA

FILAZANA

Publié le vendredi 5 septembre 2025

HO AN'IREO MPISITRAKA ZO AVY ATY AMIN'NY CNAPS VOLANA JOLAY 2025

Ho an'ireo mpisitraka zo avy aty amin'ny CNaPS volana jolay 2025

Publié le vendredi 5 septembre 2025

CNAPS IMPACT : L’INNOVATION SOCIALE EN ACTION

En présence de Mme RAZAKABOANA Hanitra, Ministre du Travail et de la Fonction Pu…

CNaPS IMPACT : L’innovation sociale en action